[Intro] e|2--------0-------|------------|------0----------| B|----3--------2---|----0-2----------|0-2-3----2-----2-| G|--2-----|--2---2-|1-2-----|2-------|--------|----2---| D|----4---|--------|--------|--4^7-4-|------2-|--2-----| A|5--------0-------|----2------------|---------0-------| E|------------|0--------2-------|0------------| e|2--55-4--5-------|4--------4-------| B|----3--------5---|----6----6-------| G|--2-----|--6---6-|--6---6-|6-------| D|0-------|--------|--------|6-------| A|------------|4--------4-------| E|---------5-------|------------| [Verse 1] Tiakotiako ary tena faniriako raha ialahyno mba namana Mety handrayireto Ireto tanana [Verse 2] Indrisyindrisy Toa mitady ny tsy misy Fa ialahyRafahafahana Toa mandàtsy mety Mety ho namana... [Chorus] Teto ahodia nipitrapitra Sy nitsiriritra Ny tsy natao ho ahy Nefafitia tsy mety ritra Mikiry sy maditra Natokako an’ialahy..... [Verse 3] Indraindrayindraindray Variana aho mijery an’ialahy Manantonaireo zay tsy mitady Fa miavonaanay Zay mandadilady.... [Verse 4] Inonainona No anaovan’ialahy ahy tsinontsinona Manavaka trano hidirana Sa ve ialahymifidy Fihodirana.... [Chorus] Zahay ety Mijinja ny mafaitra Mitaty ny tsy laitra Tsy afaka manoatra Iandrasanahitondra takaitra Zay ngamba ialahy vao taitra Sao dia mba tara loatra.... [Verse 5] Potikapotika Fo sy saina rotidrotika Miantombokany faharavana Ka eo ilayryry figadrana.. [Verse 6] Foikofoiko Raha ny foko no henoiko Hanome ny Aiko Mba ho sorona Ka ny fanahikohitovy Amin’ny vorona... [Chorus] Aoka aho Mba ho tompon-tsafidy Mba tsy havela hihidy Ty vavako miteny Ampy ho ahy izay Nitondra mangidy Tsy tiako ho tadidy Reny rehetra ireny... [Ending] F’izaho sy ialahy Hamafy hafaliana Hanome fanampiana Ny mitovy amiko Raha eo ialahy Hiteny ireo nangiana FAHAFAHANA no iriana Ho an’ny Taniko...
Du même artiste
Jamba
Isekely
Somambisamby
Adin-Tsaina
Mofo tantely
Mimoza
Embona Sy Hanina
À propos de la chanson
Accord de
Vous pouvez changer d'instrument (guitare ou piano) dans les réglages - la roue crantée dans la barre de menu.