[Intro]: [Verse 1]: female Tiako hafindra aminao Ny fitiavako mimoza Ny fitiavako mimoza Kanefa raha tsy tianao Dia avereno ho ahy Ny fitiavako mimoza [Verse 2]: male Misy toerana mafana Tsy mba mamanala Ao anatiko ao Toerana kelikely afaka hitahiry Ny fitiavanao mimoza Manimanitra daholo izay lalovanao Misy fofom-boninkazo Vononkazo mimoza [Verse 3]: female Andao fa ho entiko ianao Faly aho raha hitanao Ilay saha mimoza Izay toerana falehako Efa nanamboarako Trano kely mimoza [Verse 4]: male Ny andro efa hariva Tsy mba fantantsika Ao anaty tranokelinao Ny afo manazava Dia hanome hafanana Hafanana mimoza [Bridge]: together Ny haizina mangina Efa manery antsika Handao ity tranokely Tranokely mimoza [Final verse]:female Raha sendra lasa izaho Raha sendra tsy eo izaho Dia izao no zavatra hataonao ahy Mandehana any an-tsaha Ary mangala voninkazo mimoza.
Du même artiste
Jamba
Mofo tantely
Embona Sy Hanina
Rafahafahana
Somambisamby
Adin-Tsaina
Isekely
À propos de la chanson
Accord de
Vous pouvez changer d'instrument (guitare ou piano) dans les réglages - la roue crantée dans la barre de menu.