Toaka fahavaloko taloha Manjary namana mpanampy tsy foiko F’ilay olon-tiako manana fitia Tsy mangoraka raha tsy misy pi Zarako aza enao katrikatry iny Manalanal’andro Manalana’azy Fa bebe lazao sy mahita atao Zarako aza enao sambatsambatr’iny Fa be sanginsangy sy be vazivazy Fa rehefa tsy mamo enao mataho-behivavy Ka ho ampifaliako foana enao Ampireveko foana enao Dia omeko fahafaham-po Dia omeko fa ho ahafaham-po Ka ho ampifaliako foana enao Ampireveko foana enao Dia omeko fahafaham-po Dia omeko fa ho ahafaham-po Ka ho ampifaliako foana enao Ampireveko foana enao Dia omeko fahafaham-po Dia omeko fa ho ahafaham-po Ka ho ampifaliako foana enao Ampireveko foana enao Dia omeko fahafaham-po Dia omeko fa ho ahafaham-po Ka ho ampifaliako foana enao Ampireveko foana enao Dia omeko fahafaham-po Dia omeko fa ho ahafaham-po
Du même artiste
Mila namana
À propos de la chanson
Accord de
Vous pouvez changer d'instrument (guitare ou piano) dans les réglages - la roue crantée dans la barre de menu.